Levitikosy 2:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “‘Raha fanatitra varimbazaha avy amin’ny voaloham-bokatra no atolotrao ho an’i Jehovah, dia tokony ho voa vaovao* natono izany, ary nototoina nefa tsy natao vovony. Ho fanatitra varimbazaha avy amin’ny voaloham-bokatrao izany.+ Deoteronomia 18:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Omeo azy koa ny voaloham-bokatra amin’ny varimbazahanao sy ny divainao vaovao sy ny menakao ary ny santatry ny volonondrinao vao avy nohetezana.+
14 “‘Raha fanatitra varimbazaha avy amin’ny voaloham-bokatra no atolotrao ho an’i Jehovah, dia tokony ho voa vaovao* natono izany, ary nototoina nefa tsy natao vovony. Ho fanatitra varimbazaha avy amin’ny voaloham-bokatrao izany.+
4 Omeo azy koa ny voaloham-bokatra amin’ny varimbazahanao sy ny divainao vaovao sy ny menakao ary ny santatry ny volonondrinao vao avy nohetezana.+