Levitikosy 22:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Izao lazaina aminy: ‘Izay taranakareo fara aman-dimby ka mbola maloto, nefa manakaiky ny zava-masina hamasinin’ny Israelita ho an’i Jehovah, dia haringana tsy ho eo anatrehako.+ Izaho no Jehovah. Hebreo 10:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Izay tsy niraharaha ny Lalàn’i Mosesy dia novonoina ho faty tsy nananana antra, noho ny tenin’ny vavolombelona roa na telo.+
3 Izao lazaina aminy: ‘Izay taranakareo fara aman-dimby ka mbola maloto, nefa manakaiky ny zava-masina hamasinin’ny Israelita ho an’i Jehovah, dia haringana tsy ho eo anatrehako.+ Izaho no Jehovah.
28 Izay tsy niraharaha ny Lalàn’i Mosesy dia novonoina ho faty tsy nananana antra, noho ny tenin’ny vavolombelona roa na telo.+