FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 11:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Dia naniraka olona nankany amin’ny mpanjakan’i Edoma+ ny Israely, mba hiteny hoe: “Mba avelao izahay handalo ao amin’ny taninao!” Tsy navelan’ny mpanjakan’i Edoma anefa ry zareo. Naniraka olona hiresaka tamin’ny mpanjakan’i Moaba+ koa izy ireo. Tsy nanaiky koa anefa izy. Nijanona tany Kadesy+ àry ny Israely.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara