FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 11:21, 22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Ary nataon’i Jehovah Andriamanitry ny Israely resin’ny Israelita i Sihona sy ny vahoakany rehetra. Dia nandresy azy ireo ny Israelita ka nalainy daholo ny tanin’ny Amorita, izay nipetraka tao amin’izany tany izany.+ 22 Dia lasan’izy ireo daholo ny tanin’ny Amorita, avy eo Arnona ka hatrany Jaboka, ary avy eo amin’ny tany efitra ka hatrany Jordana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara