FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 14:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Efa nianiana i Jehovah Tompon’ny tafika hoe:

      “Izay efa noeritreretiko no hitranga,

      Ary izay hevitra efa notapahiko no ho tanteraka.

  • Isaia 46:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Efa nolazaiko hatramin’ny voalohany ny zavatra hitranga amin’ny farany,

      Ary efa nolazaiko hatry ny ela ny zavatra mbola tsy natao.+

      Hoy aho: ‘Tsy hiova ny fanapahan-kevitro,*+

      Ary hataoko ny sitrapoko rehetra.’+

  • Mika 7:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Tsy hivadika amin’i Jakoba ianao,

      Sady ho tia foana an’i Abrahama,

      Araka izay efa nianiananao tamin’ny razambenay taloha ela be.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara