Nomery 3:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 I Eleazara+ zanak’i Arona mpisorona no lehiben’ny mpiadidy teo amin’ny Levita. Izy no mpiandraikitra an’izay nanana andraikitra tao amin’ny toerana masina. Nomery 20:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Esory ny akanjon’i Arona,+ dia ampanaovy an’i Eleazara+ zanany lahy, fa ho faty* eo i Arona.”
32 I Eleazara+ zanak’i Arona mpisorona no lehiben’ny mpiadidy teo amin’ny Levita. Izy no mpiandraikitra an’izay nanana andraikitra tao amin’ny toerana masina.