FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 25:14, 15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ary Zimry no anaran’ilay lehilahy israelita novonoina niaraka tamin’ilay vehivavy midianita. Zanak’i Salo izy, ary mpiadidy teo amin’ny fianakaviamben’ny Simeonita. 15 Ary Kosby kosa no anaran’ilay vehivavy midianita novonoina. Zanakavavin’i Zora+ lehibem-poko teo amin’ny fianakaviambe iray tany Midianina+ izy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara