FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 6:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 I Eleazara niteraka an’i Finehasa,+ ary Finehasa niteraka an’i Abisoa.

  • Ezra 7:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary niverina i Ezra*+ tatỳ aoriana, tamin’ny fotoana nanjakan’i Artaksersesy+ mpanjakan’i Persa. I Ezra dia zanak’i Seraia,+ zanak’i Azaria, zanak’i Hilkia,+

  • Ezra 7:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 zanak’i Abisoa, zanak’i Finehasa,+ zanak’i Eleazara,+ zanak’i Arona+ lehiben’ny mpisorona.

  • Ezra 8:1, 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ireto avy ny lohan’ireo fianakaviambe sy ireo voasoratra tao amin’ny tetirazana,* izay niaraka tamiko niala avy tany Babylona, tamin’ny andro nanjakan’i Artaksersesy Mpanjaka:+ 2 I Gersoma, avy amin’ny taranak’i Finehasa;+ Daniela, avy amin’ny taranak’i Itamara;+ Hatosy, avy amin’ny taranak’i Davida;

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara