Nomery 32:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Koa tezitra be tamin’ny Israely i Jehovah ka nataony nirenireny tany an-tany efitra nandritra ny 40 taona ry zareo,+ mandra-paharipaka tanteraka an’ilay taranaka nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah.+ Nomery 33:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Dia niakatra teo amin’ny Tendrombohitra Hora i Arona mpisorona, araka ny baikon’i Jehovah. Tao izy no maty, tamin’ny taona faha-40 taorian’ny nialan’ny Israelita tany Ejipta, tamin’ny andro voalohan’ny volana fahadimy.+
13 Koa tezitra be tamin’ny Israely i Jehovah ka nataony nirenireny tany an-tany efitra nandritra ny 40 taona ry zareo,+ mandra-paharipaka tanteraka an’ilay taranaka nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah.+
38 Dia niakatra teo amin’ny Tendrombohitra Hora i Arona mpisorona, araka ny baikon’i Jehovah. Tao izy no maty, tamin’ny taona faha-40 taorian’ny nialan’ny Israelita tany Ejipta, tamin’ny andro voalohan’ny volana fahadimy.+