Mpitsara 2:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Na ireny mpitsara ireny aza anefa tsy nohenoiny, fa naleony nanompo* andriamani-kafa sy niankohoka tamin’izy ireny. Vetivety izy ireo dia tsy nanao intsony hoatran’ny nataon’ny razambeny,* izay nankatò ny didin’i Jehovah.+ Tsy mba nanao hoatr’izany izy ireo. Salamo 106:37-39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Nataony sorona ho an’ny demoniaNy zanany lahy sy ny zanany vavy.+ 38 Nandatsaka ran’olona tsy manan-tsiny izy ireo,+Dia ny ran’ny zanany lahy sy ny zanany vavy,Izay nataony sorona ho an’ireo sampin’i Kanana;+Dia naloto ilay tany noho ny fandatsahan-dra. 39 Nanjary nandoto tena izy ireo noho ny fanaony;Nivaro-tena* tamin’ny andriamani-kafa izy ireo noho ny nataony.+
17 Na ireny mpitsara ireny aza anefa tsy nohenoiny, fa naleony nanompo* andriamani-kafa sy niankohoka tamin’izy ireny. Vetivety izy ireo dia tsy nanao intsony hoatran’ny nataon’ny razambeny,* izay nankatò ny didin’i Jehovah.+ Tsy mba nanao hoatr’izany izy ireo.
37 Nataony sorona ho an’ny demoniaNy zanany lahy sy ny zanany vavy.+ 38 Nandatsaka ran’olona tsy manan-tsiny izy ireo,+Dia ny ran’ny zanany lahy sy ny zanany vavy,Izay nataony sorona ho an’ireo sampin’i Kanana;+Dia naloto ilay tany noho ny fandatsahan-dra. 39 Nanjary nandoto tena izy ireo noho ny fanaony;Nivaro-tena* tamin’ny andriamani-kafa izy ireo noho ny nataony.+