FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 6:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Hoy anefa i Gideona taminy: “Azafady tompoko, fa raha momba anay i Jehovah, maninona no manjo anay izao zavatra rehetra izao?+ Aiza daholo izao ny zava-mahagaga nataony, ilay notantarain’ny razambenay taminay+ hoe: ‘I Jehovah no nitondra antsika nivoaka avy tany Ejipta’?+ Efa nafoin’i Jehovah izahay,+ ka navelany hanompo ny Midianina.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara