Genesisy 18:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Sanatria anao ny hamono ny olo-marina miaraka amin’ny ratsy fanahy, ka hoe hitovy ihany ny hiafaran’ny olo-marina sy ny ratsy fanahy!+ Sanatria anao ny hanao an’izany!+ Dia tsy hanao ny rariny ve ny Mpitsara ny tany manontolo?”+
25 Sanatria anao ny hamono ny olo-marina miaraka amin’ny ratsy fanahy, ka hoe hitovy ihany ny hiafaran’ny olo-marina sy ny ratsy fanahy!+ Sanatria anao ny hanao an’izany!+ Dia tsy hanao ny rariny ve ny Mpitsara ny tany manontolo?”+