Isaia 1:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Mihainoa, ry lanitra, ary mihainoa tsara, ry tany!+Fa izao no nolazain’i Jehovah: “Efa nitaiza sy nahalehibe zanaka aho,+Nefa nikomy tamiko izy ireo.+
2 Mihainoa, ry lanitra, ary mihainoa tsara, ry tany!+Fa izao no nolazain’i Jehovah: “Efa nitaiza sy nahalehibe zanaka aho,+Nefa nikomy tamiko izy ireo.+