FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 12:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Dia niantso vonjy tamin’i Jehovah+ izy ireo, ka niteny hoe: ‘Efa nanota izahay,+ satria niala tamin’i Jehovah mba hanompo an’ireo Bala+ sy ireo sarin’i Astarta.+ Fa izao izahay mba vonjeo amin’ny fahavalonay mba hanompoanay anao.’

  • 1 Samoela 12:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Aza mivily hanaraka zavatra tsy misy dikany*+ izay tsy mahasoa+ sady tsy mahavonjy, satria tsy misy dikany* ireny.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara