3 Fantaro àry anio fa hiampita eo alohanao i Jehovah Andriamanitrao.+ Fa afo mandevona izy,+ ka handringana an’ireny. Hataony resy eo imasonao ireny, dia horoahinao sy haringanao ao anatin’ny fotoana fohy, araka izay efa nampanantenain’i Jehovah anao.+