Deoteronomia 31:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Avy eo, dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Tsy ho ela dia ho faty ianao.+ Koa antsoy i Josoa, dia mandehana* ao amin’ny tranolay fihaonana ianareo fa hanendry azy aho.”+ Dia nandeha nankao amin’ny tranolay fihaonana i Mosesy sy Josoa. 1 Timoty 4:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Aza atao tsinontsinona izay nomena anao tamin’ny alalan’ny faminaniana, dia izay nomena anao rehefa nametra-tanana taminao+ ny anti-panahy* rehetra.
14 Avy eo, dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Tsy ho ela dia ho faty ianao.+ Koa antsoy i Josoa, dia mandehana* ao amin’ny tranolay fihaonana ianareo fa hanendry azy aho.”+ Dia nandeha nankao amin’ny tranolay fihaonana i Mosesy sy Josoa.
14 Aza atao tsinontsinona izay nomena anao tamin’ny alalan’ny faminaniana, dia izay nomena anao rehefa nametra-tanana taminao+ ny anti-panahy* rehetra.