Deoteronomia 18:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Hanendry mpaminany ho anao i Jehovah Andriamanitrao, dia mpaminany hoatr’ahy, avy eo amin’ny rahalahinao. Henoy izy.+ Asan’ny Apostoly 3:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Niteny tokoa mantsy i Mosesy hoe: ‘Hanendry mpaminany ho anareo i Jehovah* Andriamanitrareo, dia mpaminany hoatr’ahy, avy eo amin’ny rahalahinareo.+ Henoy izay rehetra lazainy aminareo.+ Asan’ny Apostoly 7:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 “Izany Mosesy izany ilay nilaza tamin’ny zanak’Israely hoe: ‘Hanendry mpaminany ho anareo Andriamanitra, dia mpaminany hoatr’ahy, avy eo amin’ny rahalahinareo.’+
15 Hanendry mpaminany ho anao i Jehovah Andriamanitrao, dia mpaminany hoatr’ahy, avy eo amin’ny rahalahinao. Henoy izy.+
22 Niteny tokoa mantsy i Mosesy hoe: ‘Hanendry mpaminany ho anareo i Jehovah* Andriamanitrareo, dia mpaminany hoatr’ahy, avy eo amin’ny rahalahinareo.+ Henoy izay rehetra lazainy aminareo.+
37 “Izany Mosesy izany ilay nilaza tamin’ny zanak’Israely hoe: ‘Hanendry mpaminany ho anareo Andriamanitra, dia mpaminany hoatr’ahy, avy eo amin’ny rahalahinareo.’+