FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 25:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Hoy i Mosesy avy eo tamin’ny mpitsaran’ny Israely:+ “Samia mamono an’izay lehilahy eo ambany fahefany izay nanompo an’i* Balan’i Peora!”+

  • Nomery 25:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Nahatratra 24 000 ny olona matin’ilay loza.+

  • Salamo 106:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Dia lasa nanompo an’i* Balan’i Peora+ izy ireo,

      Ary nihinana an’ireo sorona natolotra ho an’ny maty.*

  • Hosea 9:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 “Tamin’izaho nahita ny Israely, dia toy ny nahita voaloboka tany an-tany efitra,+

      Ary tamin’izaho nahita ny razambenareo, dia hoatran’ny nahita aviavy masaka voalohany, teo amin’ny aviavy vokatra aloha be.

      Nanaraka an’i Balan’i Peora anefa izy ireo,+

      Sady nanokan-tena ho an’ilay zavatra mahamenatra,*+

      Ka lasa naharikoriko hoatran’ilay zavatra tiany.

  • 1 Korintianina 10:7, 8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Mitandrema ianareo sao ho lasa mpanompo sampy, hoatran’ny sasany taminy, araka ny voasoratra hoe: “Nipetraka hihinana sy hisotro ny vahoaka. Taorian’izay dia nitsangana izy ireo mba hanao fety.”+ 8 Ary aoka isika tsy hijangajanga,* toy ny nijangajangan’ny* sasany tamin’ireny, ka 23 000 taminy no maty tao anatin’ny iray andro.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara