-
Levitikosy 18:28Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
28 Fa raha tsy mandoto an’ilay tany ianareo, dia tsy voatery handoa anareo ilay tany, tahaka ny nandoavany an’ireo firenena talohanareo.
-
-
Levitikosy 26:27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 “‘Raha mbola tsy mihaino ahy ihany ianareo na eo aza izany fa mbola mikiry manohitra ahy,
-