FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 20:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 “Aza mangalatra.+

  • Levitikosy 19:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 “‘Aza mangalatra,+ aza mamitaka,+ ary aza mifanambaka.

  • Ohabolana 30:8, 9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Ampio aho mba tsy hilaza zavatra tsy marina na handainga.+

      Aza atao mahantra aho, nefa aza atao manankarena koa.

      Avelao fotsiny aho hihinana an’izay sakafo sahaza ahy,+

       9 Sao ho voky aho ka handa anao, dia hiteny hoe: “Fa iza koa izay Jehovah?”,+

      Na sao ho lasa mahantra aho ka hangalatra, dia hanala baraka* ny anaran’Andriamanitro.

  • 1 Korintianina 6:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 ny mpangalatra, ny olona manana faniriana tsy mety afa-po,+ ny mamo lava,+ ny mpanevateva,* ary ny mpanao an-keriny, dia tsy handova ny Fanjakan’Andriamanitra.+

  • Efesianina 4:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Aoka ny mpangalatra tsy hangalatra intsony, fa tokony hiasa mafy kosa izy, ka hampiasa ny tanany hanaovana asa tsara,+ mba hanan-javatra hozaraina amin’izay sahirana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara