Eksodosy 22:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 “Aza mampijaly na mampahory ny olona avy amin’ny firenen-kafa,+ fa mba efa nivahiny tany Ejipta ihany ianareo.+ Levitikosy 19:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Tokony hataonareo toy ny teratany eo aminareo ihany ny vahiny monina eo aminareo.+ Ary tiavo tahaka ny tenanao izy, fa efa mba vahiny tany Ejipta ihany koa ianareo. Izaho+ no Jehovah Andriamanitrareo. Levitikosy 24:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 “‘Didim-pitsarana iray ihany no hampiharina aminareo, na vahiny na teratany.+ Izaho mantsy no Jehovah Andriamanitrareo.’”
21 “Aza mampijaly na mampahory ny olona avy amin’ny firenen-kafa,+ fa mba efa nivahiny tany Ejipta ihany ianareo.+
34 Tokony hataonareo toy ny teratany eo aminareo ihany ny vahiny monina eo aminareo.+ Ary tiavo tahaka ny tenanao izy, fa efa mba vahiny tany Ejipta ihany koa ianareo. Izaho+ no Jehovah Andriamanitrareo.
22 “‘Didim-pitsarana iray ihany no hampiharina aminareo, na vahiny na teratany.+ Izaho mantsy no Jehovah Andriamanitrareo.’”