FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 20:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 “Aza mitsiriritra ny tranon’ny namanao. Aza mitsiriritra ny vadin’ny namanao,+ na ny mpanompolahiny, na ny mpanompovaviny, na ny ombiny, na ny ampondrany, na inona na inona fananany.”+

  • Lioka 12:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ary hoy izy tamin’ny vahoaka: “Aoka ianareo ho mailo, ary mitandrema amin’izay rehetra mety hahatonga anareo ho tsy mety afa-po,*+ satria na manan-javatra be dia be aza ny olona, dia tsy miankina amin’ny zavatra ananany ny ainy.”+

  • Romanina 7:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Inona àry no holazaintsika? Ota ve ny Lalàna? Sanatria izany! Tsy ho nahafantatra ny ota anefa aho raha tsy teo ny Lalàna.+ Tsy ho fantatro, ohatra, ny fitsiriritana, raha tsy ny Lalàna no nilaza hoe: “Aza mitsiriritra.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara