7 Fa nitahy anareo i Jehovah Andriamanitrareo tamin’izay rehetra nataonareo. Fantany tsara fa nandeha namakivaky an’ity tany efitra lehibe ity ianareo. Nanampy anareo foana i Jehovah Andriamanitrareo nandritra an’izay 40 taona izay, ka tsy ory na inona na inona ianareo.”’+