Eksodosy 20:3, 4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Aza manana andriamani-kafa ankoatra ahy.*+ 4 “Aza manao sary sokitra ho anao, na manamboatra zavatra mitovy bika amin’izay eny amin’ny lanitra ambony, na izay etỳ amin’ny tany ambany, na izay any anaty rano ambanin’ny tany.+
3 Aza manana andriamani-kafa ankoatra ahy.*+ 4 “Aza manao sary sokitra ho anao, na manamboatra zavatra mitovy bika amin’izay eny amin’ny lanitra ambony, na izay etỳ amin’ny tany ambany, na izay any anaty rano ambanin’ny tany.+