Asan’ny Apostoly 10:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Dia nanomboka niteny i Petera, ka nilaza hoe: “Azoko tsara amin’izay izao fa tsy mijery tavan’olona* Andriamanitra,+ Romanina 2:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Fa tsy mijery tavan’olona* Andriamanitra.+
34 Dia nanomboka niteny i Petera, ka nilaza hoe: “Azoko tsara amin’izay izao fa tsy mijery tavan’olona* Andriamanitra,+