FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 14:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Fa i Kaleba mpanompoko+ kosa hampidiriko ao amin’ilay tany nalehany, dia ny taranany no haka an’ilay izy ho fananany.+ Hafa mihitsy mantsy ny toe-tsainy, sady nanaraka ahy tamin’ny fony manontolo izy.

  • Josoa 14:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Nianiana i Mosesy tamin’izay andro izay hoe: ‘Ho lasa lovanao sy ny taranakao foana ny tany nohitsahin’ny tongotrao, satria ianao nanaraka an’i Jehovah Andriamanitro tamin’ny fonao manontolo.’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara