Deoteronomia 4:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Aza anampiana ny teny andidiako anareo ary aza analana,+ fa araho tsara ny didin’i Jehovah Andriamanitrareo izay andidiako anareo. Josoa 1:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 “Manàna herim-po ary mahereza! Araho tsara izay rehetra voalazan’ny Lalàna nandidian’i Mosesy mpanompoko anao. Ary aza miala amin’izany na mivily miankavanana na miankavia,+ dia hanao zavatra amim-pahendrena ianao na aiza na aiza alehanao.+
2 Aza anampiana ny teny andidiako anareo ary aza analana,+ fa araho tsara ny didin’i Jehovah Andriamanitrareo izay andidiako anareo.
7 “Manàna herim-po ary mahereza! Araho tsara izay rehetra voalazan’ny Lalàna nandidian’i Mosesy mpanompoko anao. Ary aza miala amin’izany na mivily miankavanana na miankavia,+ dia hanao zavatra amim-pahendrena ianao na aiza na aiza alehanao.+