Levitikosy 19:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 “‘Aza mihinan-javatra mbola misy ra.+ “‘Aza mitady fambara na mampiasa herin’ny maizina.*+ Asan’ny Apostoly 19:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Betsaka tamin’ireo zatra nampiasa herin’ny maizina koa no nanangona ny bokiny, dia nandoro an’izany teo anatrehan’ny rehetra.+ Ary nataon’izy ireo kajikajy ny mety ho vidiny, ka hitany fa volafotsy 50 000 izany.*
19 Betsaka tamin’ireo zatra nampiasa herin’ny maizina koa no nanangona ny bokiny, dia nandoro an’izany teo anatrehan’ny rehetra.+ Ary nataon’izy ireo kajikajy ny mety ho vidiny, ka hitany fa volafotsy 50 000 izany.*