Genesisy 14:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Tamin’ny taona faha-14 àry, dia tonga i Kedorlaomera sy ny mpanjaka niaraka taminy, ka resin’izy ireo tao Asterota-karnaima ny Refaima, tao Hama ny Zozima, tao Save-kiriataima ny Emima,+
5 Tamin’ny taona faha-14 àry, dia tonga i Kedorlaomera sy ny mpanjaka niaraka taminy, ka resin’izy ireo tao Asterota-karnaima ny Refaima, tao Hama ny Zozima, tao Save-kiriataima ny Emima,+