FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 8:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Resiny koa ny Moabita.+ Ary nasainy nitsotra tamin’ny tany izy ireo, dia norefesiny tamin’ny tady. Novonoiny ho faty izay tafiditra tao amin’ny roa ampahatelon’ilay tady, fa ny iray ampahatelony kosa navelany ho velona.+ Dia lasa mpanompon’i Davida ny Moabita ka nandoa hetra taminy.*+

  • 2 Samoela 12:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Nentiny koa ny olona tao ka nampiasainy mba hanatsofa vato, sy hiasa amin’ny fitaovana vy maranitra sy famaky vy, ary hanao biriky. Nataony hoatr’izany daholo ny tanànan’ny Amonita. Dia niverina nankany Jerosalema i Davida sy ny miaramila rehetra.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara