FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 46:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Nentin’izy ireo koa ny biby fiompiny sy ny fananana voangony tany Kanana. Dia tonga tany Ejipta i Jakoba sy ny fianakaviany rehetra niaraka taminy.

  • Levitikosy 19:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Tokony hataonareo toy ny teratany eo aminareo ihany ny vahiny monina eo aminareo.+ Ary tiavo tahaka ny tenanao izy, fa efa mba vahiny tany Ejipta ihany koa ianareo. Izaho+ no Jehovah Andriamanitrareo.

  • Salamo 105:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Dia nankany Ejipta i Israely;+

      Lasa vahiny nipetraka tany amin’ny tanin’i Hama i Jakoba.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara