FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 38:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Fantatr’i Onana anefa fa tsy hatao ho anisan’ny zanany ilay zaza,+ ka nariany tamin’ny tany ny tsirinainy rehefa nanao firaisana tamin’ilay vadin’ny rahalahiny izy, amin’izay tsy hahazo taranaka ilay rahalahiny.+

  • Rota 4:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Halaiko ho vady koa i Rota Moabita vadin’i Malona, mba tsy ho very anarana ny maty sady tsy ho very lova.+ Amin’izay dia tsy hanadino ny anaran’ny maty ny rahalahiny sy izay eo amin’ny vavahadin’ny tanànany. Ianareo no vavolombelon’izany androany.”+

  • Rota 4:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ary nanome anarana an’ilay zaza ireo vehivavy mpiara-monina taminy, sady niteny hoe: “Zazalahy no teraka ho an’i Naomy.” Dia nataon’izy ireo hoe Obeda+ ny anarany. Izy no rain’i Jese,+ rain’i Davida.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara