Deoteronomia 28:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 “Raha tsy mihaino ny feon’i Jehovah Andriamanitrao kosa ianao, ka tsy mankatò ny didiny rehetra sy ny lalàny omeko anao androany, dia ho tanteraka aminao ireto ozona rehetra ireto, sady hahatratra anao:+ Deoteronomia 29:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Dia tezitra be tamin’io tany io i Jehovah, ka nataony tanteraka aminy daholo ny ozona rehetra voasoratra ato amin’ity boky ity.+
15 “Raha tsy mihaino ny feon’i Jehovah Andriamanitrao kosa ianao, ka tsy mankatò ny didiny rehetra sy ny lalàny omeko anao androany, dia ho tanteraka aminao ireto ozona rehetra ireto, sady hahatratra anao:+
27 Dia tezitra be tamin’io tany io i Jehovah, ka nataony tanteraka aminy daholo ny ozona rehetra voasoratra ato amin’ity boky ity.+