-
2 Tantara 12:8, 9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Ho lasa mpanompon’i Sisaka anefa izy ireo, mba hahafantaran’izy ireo fa tsy mitovy ny manompo ahy sy ny manompo ny mpanjakan’ny* firenen-kafa.”
9 Dia niakatra nanafika an’i Jerosalema i Sisaka mpanjakan’i Ejipta. Nalainy ny zava-tsarobidy notehirizina tao an-tranon’i Jehovah+ sy tao an-tranon’ny* mpanjaka. Lasany daholo ny zava-drehetra, anisan’izany ny ampinga volamena nataon’i Solomona.+
-