2 Mpanjaka 6:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Ary nanontany azy ny mpanjaka hoe: “Fa maninona ianao?” Dia hoy ilay vehivavy: “Niteny tamiko ity vehivavy ity hoe: ‘Ento atỳ ny zanakao hohanintsika androany, dia ny zanako no hohanintsika rahampitso.’+ Fitomaniana 4:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ny tanan’ny vehivavy be fangoraham-po no nahandro ny zanany naterany.+ Lasa nataony sakafo* izy ireny nandritra ny fotoana naha voa mafy ny zanakavavin’ny fireneko.+ Ezekiela 5:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 “‘“Dia hihinana ny zanany ny ray eo aminao,+ ary ny zanaka hihinana ny rainy. Hampihatra didim-pitsarana aminao aho, dia haparitako any amin’ny vazan-tany efatra* ny olona sisa rehetra eo aminao.”’+
28 Ary nanontany azy ny mpanjaka hoe: “Fa maninona ianao?” Dia hoy ilay vehivavy: “Niteny tamiko ity vehivavy ity hoe: ‘Ento atỳ ny zanakao hohanintsika androany, dia ny zanako no hohanintsika rahampitso.’+
10 Ny tanan’ny vehivavy be fangoraham-po no nahandro ny zanany naterany.+ Lasa nataony sakafo* izy ireny nandritra ny fotoana naha voa mafy ny zanakavavin’ny fireneko.+
10 “‘“Dia hihinana ny zanany ny ray eo aminao,+ ary ny zanaka hihinana ny rainy. Hampihatra didim-pitsarana aminao aho, dia haparitako any amin’ny vazan-tany efatra* ny olona sisa rehetra eo aminao.”’+