33 Haparitako any amin’ireo firenena ianareo,+ ary hanatsoaka sabatra hanenjehana anareo aho.+ Dia tsy hisy mponina ny taninareo,+ ary ho rava ny tanànanareo.
24 Ho fatin’ny sabatra izy ireo, ka hoentina ho babo any amin’ny firenena rehetra,+ ary hohitsahin’ny hafa firenena* i Jerosalema mandra-pahatapitry ny fotoana voatondro ho an’ny hafa firenena.*+