FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 12:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Hitahy an’izay mitso-drano anao aho, fa hanozona an’izay manozona anao.+ Ary amin’ny alalanao no tena hitahiana* ny firenena rehetra eny ambonin’ny tany.”+

  • Josoa 2:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Nafenin’ilay vehivavy anefa izy roa lahy. Ary hoy izy: “Ie! Tonga teto amiko ireny lehilahy ireny, fa tsy fantatro hoe avy aiza ry zareo.

  • Josoa 2:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Efa nentin’ilay vehivavy tany an-tampon-trano anefa izy roa lahy, ka nafeniny tao ambany tahon-drongony nalahadahatra.

  • Jakoba 2:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Hoatr’izany koa i Rahaba mpivaro-tena: Tsy nolazaina hoe olo-marina ve izy noho izay nataony rehefa avy nandray tsara an’ireo iraka tonga tao aminy, ka nandefa azy ireo tany amin’ny lalan-kafa?+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara