Nomery 25:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Rehefa nipetraka tao Sitima+ ny Israely, dia nijangajanga tamin’ny zanakavavin’i Moaba ny olona.+ Nomery 33:49 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 49 Mbola nitoby teo akaikin’ny Reniranon’i Jordana izy ireo, nanomboka tany Beti-jesimota ka hatrany Abela-sitima,+ teny amin’ny lemaka karakaina any Moaba.
49 Mbola nitoby teo akaikin’ny Reniranon’i Jordana izy ireo, nanomboka tany Beti-jesimota ka hatrany Abela-sitima,+ teny amin’ny lemaka karakaina any Moaba.