Nomery 34:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “Ireto no anaran’ny lehilahy hizara an’ilay tany ho fanananareo: Eleazara+ mpisorona sy Josoa+ zanak’i Nona. Josoa 14:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia naka ny lovany tao amin’ny tany Kanana ny Israelita. I Eleazara mpisorona sy Josoa zanak’i Nona ary ireo lohan’ny fianakaviamben’ireo fokon’ny Israely no nanome azy ireo an’izany.+
17 “Ireto no anaran’ny lehilahy hizara an’ilay tany ho fanananareo: Eleazara+ mpisorona sy Josoa+ zanak’i Nona.
14 Dia naka ny lovany tao amin’ny tany Kanana ny Israelita. I Eleazara mpisorona sy Josoa zanak’i Nona ary ireo lohan’ny fianakaviamben’ireo fokon’ny Israely no nanome azy ireo an’izany.+