Genesisy 32:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Raha vao nahita azy ireo i Jakoba, dia hoy izy: “Tobin’Andriamanitra ity!” Koa nataony hoe Mahanaima* ny anaran’ilay toerana. Josoa 21:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia nomen’ny Israelita ho an’ny Levita tamin’ny antsapaka ireo tanàna ireo sy ny kijanany, araka ny didy nomen’i Jehovah tamin’ny alalan’i Mosesy.+ Josoa 21:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Ary ny avy tamin’ny fokon’i Gada+ dia ilay tanàna fialokalofan’izay nahafaty olona, izany hoe ny tanànan’i Ramota any Gileada+ sy ny kijanany. Azony koa i Mahanaima+ sy ny kijanany,
2 Raha vao nahita azy ireo i Jakoba, dia hoy izy: “Tobin’Andriamanitra ity!” Koa nataony hoe Mahanaima* ny anaran’ilay toerana.
8 Dia nomen’ny Israelita ho an’ny Levita tamin’ny antsapaka ireo tanàna ireo sy ny kijanany, araka ny didy nomen’i Jehovah tamin’ny alalan’i Mosesy.+
38 Ary ny avy tamin’ny fokon’i Gada+ dia ilay tanàna fialokalofan’izay nahafaty olona, izany hoe ny tanànan’i Ramota any Gileada+ sy ny kijanany. Azony koa i Mahanaima+ sy ny kijanany,