FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 14:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Fa i Kaleba mpanompoko+ kosa hampidiriko ao amin’ilay tany nalehany, dia ny taranany no haka an’ilay izy ho fananany.+ Hafa mihitsy mantsy ny toe-tsainy, sady nanaraka ahy tamin’ny fony manontolo izy.

  • Nomery 32:11, 12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 ‘Tsy hahita an’ilay tany nianianako tamin’i Abrahama sy Isaka ary Jakoba+ ny lehilahy 20 taona no ho miakatra,+ izay nivoaka avy tany Ejipta, satria tsy mba nanaraka ahy tamin’ny fony manontolo izy ireo. 12 I Kaleba+ zanak’i Jefone Kenizita sy Josoa+ zanak’i Nona ihany no hahita an’ilay tany, satria nanaraka an’i Jehovah tamin’ny fony manontolo izy roa lahy.’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara