FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 18:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Zela,+ Ha-elefa, Jebosa, izany hoe Jerosalema,+ Gibea,+ ary Kiriata, izany hoe tanàna 14 sy ny tanàna keliny.

      Izany no lova nozaraina ho an’ny taranak’i Benjamina, araka ny fianakaviany avy.

  • Mpitsara 19:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Tsy te hijanona indray alina intsony anefa ilay lehilahy. Nitsangana àry izy ka lasa nandeha ary tonga hatrany Jebosa, izany hoe Jerosalema.+ Ary nentiny ireo ampondra roa efa nisy lasely sy ilay vadikeliny ary ilay mpanompony.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara