Josoa 21:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia nomen’ny Israelita ho an’ny Levita tamin’ny antsapaka ireo tanàna ireo sy ny kijanany, araka ny didy nomen’i Jehovah tamin’ny alalan’i Mosesy.+ Josoa 21:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Jatira+ sy ny kijanany, Estemoa+ sy ny kijanany,
8 Dia nomen’ny Israelita ho an’ny Levita tamin’ny antsapaka ireo tanàna ireo sy ny kijanany, araka ny didy nomen’i Jehovah tamin’ny alalan’i Mosesy.+