FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 49:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 “I Josefa+ indray sampan’ny hazo mamoa, dia hazo mamoa eo akaikin’ny loharano, ary misandrahaka any ivelan’ny manda ny sampany.

  • Deoteronomia 33:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Hoy izy momba an’i Josefa:+

      “Enga anie hotahin’i Jehovah ny taniny,+

      Ka hahazo ny zavatra tena tsara avy any an-danitra,

      Dia ando sy rano avy any amin’ny loharano any ambany any,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara