FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 6:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ary nihorakoraka ny olona rehefa notsofina ny anjombona.+ Raha vao henon’izy ireo ny feon’ny anjombona ka nanao hiakan’ady izy ireo, dia nirodana ny manda.+ Niakatra nankao an-tanàna izy ireo avy eo, ka samy nandeha tany amin’izay hitsiny avy, ary azon’izy ireo ilay tanàna.

  • Josoa 6:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Ary nilaza an’izao ozona izao i Josoa* tamin’izay fotoana izay: “Ho voaozona eo anatrehan’i Jehovah izay olona manorina indray an’ity tanànan’i Jeriko ity. Ho faty ny lahimatoany rehefa manao ny fototra izy, ary ho faty koa ny faralahiny rehefa manangana ny vavahadiny izy.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara