Deoteronomia 19:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Rehefa azonao ny lovanao ao amin’ilay tany homen’i Jehovah Andriamanitrao ho fanananao, dia aza akisaka amin’izay efa nametrahan’ny razambenareo azy ny marika mamaritra ny tanin’ny namanao.+
14 “Rehefa azonao ny lovanao ao amin’ilay tany homen’i Jehovah Andriamanitrao ho fanananao, dia aza akisaka amin’izay efa nametrahan’ny razambenareo azy ny marika mamaritra ny tanin’ny namanao.+