-
Josoa 3:12, 13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Ary makà lehilahy 12 amin’ny fokon’ny Israely, dia lehilahy iray isaky ny foko.+ 13 Raha vao mikasika ny* ranon’i Jordana ny faladian’ny mpisorona milanja an’ilay Vata masin’i Jehovah Tompon’ny tany manontolo, dia hijanona tsy hikoriana ny ranon’i Jordana midina avy any ambony, ka tsy hihetsika fa ho toy ny tohodrano.”*+
-