Josoa 19:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary natao ny antsapaka faharoa+ ka nahazo anjara i Simeona,+ izany hoe ny fokon’i Simeona, araka ny fianakaviany avy. Tao amin’ny lovan’i Joda ny lovan’izy ireo.+ Josoa 19:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Anisany koa i Aina, Rimona, Etera, ary Asana,+ izany hoe tanàna efatra sy ny tanàna keliny,
19 Ary natao ny antsapaka faharoa+ ka nahazo anjara i Simeona,+ izany hoe ny fokon’i Simeona, araka ny fianakaviany avy. Tao amin’ny lovan’i Joda ny lovan’izy ireo.+