6 Dia nalain’ny Israelita ho vady ny zanakavavin’izy ireny, ary ny zanany vavy kosa nomeny ho vadin’ny zanakalahin’izy ireny. Ary lasa nivavaka tamin’ny andriamanitr’izy ireny ny Israelita.+
2 Fa nalain’izy ireo ho vadiny sy ho vadin’ny zanany lahy ny sasany tamin’ny zanakavavin’ireny.+ Dia lasa nifangaroharo tamin’ny mponina manodidina+ ry zareo nefa taranaka masina.+ Ary ny andriana sy ny solontenam-panjakana no voalohany nivadika hoatr’izany.”