Mpitsara 2:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Izany koa no nahatonga ahy hiteny hoe: ‘Tsy horoahiko eo anoloanareo izy ireny+ ka hamandrika anareo.+ Dia ho voatarika hanompo ny andriamaniny ianareo.’”+ Mpitsara 2:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 dia tsy hisy horoahiko hiala eo aminy, na iray aza, ireo firenena tsy resin’i Josoa talohan’ny nahafatesany.+
3 Izany koa no nahatonga ahy hiteny hoe: ‘Tsy horoahiko eo anoloanareo izy ireny+ ka hamandrika anareo.+ Dia ho voatarika hanompo ny andriamaniny ianareo.’”+
21 dia tsy hisy horoahiko hiala eo aminy, na iray aza, ireo firenena tsy resin’i Josoa talohan’ny nahafatesany.+